|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manerona
Fototeny  2  erona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandrahona olona amim-peo toa tsy faly ary vonon-kandramatra na hamely: Nanerona ilay alika nony niditra ny vavahady izahay
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to growl or roar at
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] gronder, rugir
Ohatra  7  Manasa hisakafo e ! hoy ilay mpiasa tany, tamin’ny feo reraka nefa sahala amin’ny manerona [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny manerona io

Teny iditra (2/3)13  mañerona
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.78] [Sihanaka] manendy kafe, ets.

Teny iditra (3/3)16  maneròna
Fototeny  17  erona
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manerona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.1]

Fivaditsoratra  20  amorenan, anemoran, aneronam, anoneram, anorenam, maneròna, manerona, mañerona, manonera, manorena, menarano, namorena, nanemora, Ranomena, ranomena, rano mena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20