Teny iditra | manetra (setra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Manohitra, mitsena, manohana: Sahy manetra ny hatezerako lahy itý zaza itý [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to face, to oppose [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | faire face à, opposer [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | manetrà (setra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manetra | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Teny iditra | manetra | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Taisaka] mitrebona [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |