| Teny iditra | 1 manetra rano mena |
| Singan-teny | 2 manetra, 3 rano, 4 mena |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 manohitra ny olona efa tezitra, na efa tezitra ilay olona no tonga eo ianao
[1.1] |
| Tovy hevitra | 7 mitsenaranomena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23 |
|