Teny iditra | manetra rano mena | |
Singan-teny | manetra ; rano ; mena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manohitra ny olona efa tezitra, na efa tezitra ilay olona no tonga eo ianao [1.1] | |
Tovy hevitra | mitsena rano mena | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28 |