|
|
|
|

Teny iditra1  manetry tena
Singan-teny  2  manetry, tena
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to humble oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  s'humilier, être humble [1.8]
Ohatra  7  Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra. [2.996]
Tovy hevitra  8  mietry tena
Mpanahaka  9  mietry tena, manao tsinontsinona ny tena, manambany tena, manivaiva tena, manaratsy tena, manaratsy tena toa omby hantsika, mivazina, manavazin-tena

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15