Teny iditra (1/3) | 1 manety |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mahatonga ho ety: Manety toerana ireto entana ireto fa avoahy Manahirana, manembantsembana: Manety ahy ianao fa mialà |
Fototeny | 4 ety |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 9 manety |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Mandidy na manapaka amin' ny hety |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.7] to cut with scissors; to give a haircut |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.8] couper avec des ciseaux; tondre les cheveux |
Fototeny | 14 hety |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 19 mañety |
Sokajin-teny | 20 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.78] [Taisaka]
mijery, mahita 22 [1.78] [Bara] mijery 23 [1.78] [Tanosy] mahita |
Fivaditsoratra | 24 atenim, itenam, mainte, mañety, manety, menaty, mentia, mitane, mitena, mitenà, natemi, tameny, tenaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |