|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  etỳ
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Milaza toerana malalaka misy ny tena, mifamaly amin' ny atỳ izay manisikevitra mifanohitra amin' ny any, ary mifanohitra amin' ny eto, izay milaza toerana tokana: Mahasalama ny monina etỳ ambanivohitra (Tiako ny monina atỳ ambanivohitra noho ny any ambonivohitra ~ Tiako ny mitsotsotra eto ambody hazo eto)
4 Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 here fairly close (in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 ici assez près, visible [1.8]
Ohatra  7  Feno azy ireny tety amintsika taloha. [2.117]
8  Moa tsy nisy olona nampiahiahy akory nanatonatona tety? [2.357]
9  Raha nisy filanjana aza tety, tsy navelanay handia tany hianao! [2.324]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Tambinteny :
Mpanahaka  17  any, 18  ao, 19  ary, 20  aroa, 21  aty, 22  ato, 23  atsy, 24  eny, 25  eo, 26  ery, 27  eroa, 28  ety, 29  eto, 30  etsy
Fikambanana  31  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Teny iditra (2/3) 32  ety
Sokajin-teny  33  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  34 primitive root of mety [1.2#812]
Fanazavàna teny frantsay  35 racine de mety [1.3#131]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (3/3) 38  ety
Sokajin-teny  39  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  40 Ilazana toerana kely sakana na habe ka tsy omby: Ety ny lalana taloha ~ Ety kely itỳ efitrano itỳ ka mijaly izahay
41 Tsy afa-miaina tsara fa toa voaporitra ny tena: Ety aho ka mikisakisaha
42 Mafy, sarotra: Ety loatra izany lalana mbola hodiavintsika izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  43 narrow, close [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  44 étroit, serré [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fikambanana  56  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 4 misy io teny io

Fivaditsoratra  etỳ, ety, 57 ite

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07