|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manety (ety)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mahatonga ho ety: Manety toerana ireto entana ireto fa avoahy 4  Manahirana, manembantsembana: Manety ahy ianao fa mialà [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)9  manety (hety)
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11  Mandidy na manapaka amin' ny hety [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  to cut with scissors; to give a haircut [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  couper avec des ciseaux; tondre les cheveux [1.8]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)18  mañety
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  20  mijery, mahita [Taisaka] [1.78]21  mijery [Bara] [1.78]22  mahita [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  23  manety, mañety, menaty, manety, mañety, menaty

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20