Teny iditra | manevika (tevika) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mandoaka (ny ravintsofina hasiana kavina): Iza no nanevika ny rahavavinao? ¶ Mitana (amin' ny paingotra): Manevika sary amin' ny paingotra ¶ Manindrontsindrona: Misy manevika ato amin' ny tratrako ato izany [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
[Sihanaka] manindrona [Rakotosaona 1975] | |||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny manevika io | ||||||||||||||||
Haianarantany | |||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |