Teny iditra | manevika ny tendrombohitra | |
Singan-teny | manevika ; tendrombohitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha manaraka hodimirana amin' ny tehezan-tendrombohitra fa tsy manitsy ny tendrony avo [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25 |