|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mangaina
Fototeny  2  manga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao tonga manga
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)9  mangaina
Fototeny  10  gaina
Sokajin-teny  11  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] diso fanantenana: Nangaina aho fa very ilay vola nianteheraho
foana tsy misy mipetraka, monina: Mangaina ity trano itỳ izany
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.2] disappointed
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3] être désappointé, décontenancé; être vide: Nangaina aho, fa tsy tanteraka ny nantenaiko (J'ai été désappointé, parce que ce que j'espérais ne s'est pas accompli) ~ Mangaina io trano io (Cette maison est vide)
15  [1.54] être déçu (haihay)
être désappointé (gaina)
Ohatra  16  mangaina sy mangaihay fotsiny I Katy sy Saonina mahita an-drainy tsy mety mifoha sy tsy miteny intsony. [2.470]
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :

Teny iditra (3/3)20  mangaiña
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  22  [2.165] maka ny ranom-pary avy amin' ny fary
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny mangaiña io

Fivaditsoratra  24  amangany, amangian, amingana, anaingam, anangiam, angainam, maingaña, managian, manaingà, manainga, manangia, mangaina, mangaiña, miangana, namangia, nanagiam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08