Teny iditra | 1 manganohano |
Fototeny | 2 hanohano |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mangirangirana, mamirapiratra: Manganohano ny varahina Enti-milaza zavatra madio dia madio mitarehin-drano, azo itarafana: Manganohano rano kely mandeha ity Enti-milaza ny ranomaso mihandrohandro mita hirotsaka: Manganohano ny ranomason' itý zaza |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be clear and limpid; shiny with wetness |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] luisant, qui a la larme à l'oeil, limpide, transparent: Manganohano io varahina io (Ce cuivre est luisant) ~ Manganohano ity rano ity (Cette eau est limpide) ~ Manganohano ny ranomason' ity zazakely ity (Les larmes de cet enfant sont sur le point de couler) 7 [1.8] être clair, limpide; briller d'humidité |
Ohatra |
8 Ny tarehiny notarafin'ny hamenan'ny masoandro, ka hoatra ny volamena manganohano [2.324] 9 sady manganohano ny ranomasony [2.470] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 13 manganihany, mangarangarana, mangalahala, mihandrohandro |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny manganohano io |
Fivaditsoratra | 17 hanamongoan, manganohano, mangonahona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |