Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mangarika | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Gila maso mangarika : vita mialoha fa tsy fantatra. [2.558 #1225] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Rafotsibe manandrana anana : tsy milaza ny hafiny, fa ny masony mangarika ihany. [2.415 #1899, 2.165]
Rafotsibe manandran' anana, tsy milaza ny tsantsony na miteny ny hafiny fa maso mangarika ihany. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vieille goûtant aux herbes potagères (quelle fait cuire): elle ne dit pas qu' elles sont bonnes, mais ses yeux vous regardent de travers (pour que vous n' y touchiez pas). [2.165 #1971]
Vieille qui goûte des herbes qu' elle a fait cuire : elle ne dit pas que c' est bon, mais ses yeux regardent de travers pour qu' on n' y touche pas. [2.415 #1899] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Toa mangarika anao aho, kanjo mahia ka miolana. [2.558 #4140]
Toa mangarika anao aza aho, kanjo mahia ka miolana. [2.653 #3099] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Tsy fidiny ny mahazo ny njola ka hangarika Tsy fidiny omen’ ny njola, ka hangarika | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||