Teny iditra (1/2) | 1 mangarona |
Fototeny | 2 harona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Misava izay ao anatin' ny zavatra iray: Tratrako nangarona ny paosiko io olona io Manatsofoka ny tanana ao anaty...: Aza mangarom-bava Mitondra hanina any am-bava amin' ny tanana: Tena fomba ratsy ny mangaron-tanana rehefa mihinana Miditra amin' ny toerana iray mba hangalatra: Taloha heloka mahafaty ny mangaron-dapa Mitady hahalala, mangaroka: Olona mangaron-dela anao izy fa mitandrema. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to feel with the hand, to grope, to take food with the hand from a plate. 6 [1.7] to snatch with the hand |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] Fouiller, plonger la main ou quelque chose dans, porter la nourriture à la bouche avec la main, s’introduire, se faufiler, commettre un vol sacrilège: Nangarom-paosy tany an-tsena izy (Il a fouillé dans là poche de quelqu’un au marché pour voler) ~ Aza mangaron-tsobiky (Ne fouillez pas dans le panier) ~ Aza mangaron-tanana (Ne portez pas la nourriture à la bouche avec la main) ~ Nangaron-dapa izy (Il s’est introduit dans le palais pour voler) 8 [1.8] fouiller avec la main |
Ohatra |
9 ny ankizy kosa nifaliha-vanja eran'ny trano, ka nanantena ny hivimbinan-drainy zavatra, ka ny sasany mangarona ny paosiny, ny sasany misava ny tanany; [1.214#mg] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 20 mangaròna |
Fototeny | 21 harona |
Sokajin-teny | 22 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangarona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.1] |
Fivaditsoratra | 24 amangoran, amongaran, angaronam, manarango, Mangarano, mangaròna, mangarona, namangora, namarango, namongara, nangaroam, ranomanga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |