Teny iditra | mangata-paraky | |
Singan-teny | mangataka ; paraky | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: miketrona [1.1] | |
Ohatra | "ley mifatotra ho vonoina mbola mangataparaky hiany," ary ao i Hagamainty ary hoy izy
[2.48] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25 |