Teny iditra (1/3) | 1 manimba |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manisy fahavoazana: Manimba ny voninkazo ny rivotra ~ Ny fana fintohinana manimba ny fanahin' ny namana Mahatonga tsy ho tian' ny olona manaratsy tany: Manimba ahy eo amin' ny tany ama-monina izany ampanaovinao ahy izany Misakantsakana ny fahombiazana: Mety hanimba ny fandehan' ny raharahantsika ny fijanonan' io olona io eto |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] endommager, dégrader, détruire |
Ohatra |
5 [2.470] ny bibikely tonga ho azy amin' ny tanimboly, manimba voatabia sy mihinana ny anana ho toy ny dantelina! 6 [2.472] manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana. |
Fototeny | 7 simba |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
Teny iditra (2/3) | 14 manimba |
Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.13] nocif |
Fototeny | 17 simba |
Teny iditra (3/3) | 18 manimbà |
Sokajin-teny | 19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manimba [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.3] |
Fototeny | 22 simba |
Fivaditsoratra | 23 ambanim, animbam, mambañy, mañamby, manamby, manimbà, manimba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/03 |
![]() |