Teny iditra maninefatra (inefatra (efatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamerina inefatra [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay faire pour la quatrième fois [Abinal 1888]
Endriteny 
maninefatra
naninefatra
haninefatra
Mpanahaka  manindroa ~ manintelo ~ manindimy ~ maninenina ~ manimpito ~ manimbalo ~ manintsivy ~ manimpolo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31