Teny iditra | 1 manitra |
Fototeny | 2 hanitra |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manana fofona tsara: Manitra ny vonin' ny telomiova |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] fragrant |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] parfumé 7 [1.196] (de hanitra : parfum). « Nom d'une plante médicinale » d'après Grandidier. C'est en réalité un nom qu'on donne en général aux plantes odoriférantes, parfumées. [Merina] |
Ohatra |
8 Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [2.470] 9 Raha tsy akoho mifahy tsy mitovy aminy, ary ny fofony manitra aoka izany. [2.471] 10 Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka. [2.472] |
Voambolana |
11 Haizavamaniry |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 13 mani-pofona, mamerovero, mandraraka, manetonetona, maka volon' orona, midofaka, mamafana, andriamanitra |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny manitra io |
Fivaditsoratra | 31 atranim, iantram, manitra, miantra, miantrà, namitra, nitaram, ranitam, taranim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |