Teny iditra (1/2) | 1 manohana |
Fototeny | 2 tohana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manisy tohana: Manohana rindrina ~ Manohana ny fanjakana Manakana: Moa ve misa miaramila hanohana ny fahavalo tsy handroso? Manampy, mamonjy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to support, to prop up |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] étayer, soutenir |
Ohatra |
7 Ny ranomaso hatrany no mijohy mamonto ny tavany, mahazo ny vozony, tonga hatreny amin' ny sandrin-dreniny manohana azy. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 manohàna |
Fototeny | 14 tohana |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manohana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fivaditsoratra | 17 anahonam, anohanam, anonaham, hamoanan, hamonana, hanomana, mahañona, manahona, manahòna, manohàna, manohana, namahoan, namaohan, namoahan, namohana, nanoaham |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |