Teny iditra manoka (soka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manatsoboka ao anaty ranon-doko mainty: Manoka lamba [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manoka
Ny lasa : nanoka
Ny hoavy : hanoka
Filaza mandidy : manokà
Ohabolana 

Teny iditra mano (soka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manoka [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra mañoka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Manovo rano [1.78]

Teny iditra manoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bezanozano] (de soka : action de tremper dans l'eau). Asteropeia micraster Hallier f. et Asteropeia rhopaloides (Baker) Baill. (Asteropeiaceae). Bon bois de construction. On fait généralement tremper les troncs longuement dans l'eau avant de les mettre en oeuvre. Le bois ainsi préparé résiste bien dans les constructions. [1.196]
Anarana siantifika Asteropeia micraster, Asteropeia rhopaloides
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20