Teny iditra (1/4) | 1 manoka |
Fototeny | 2 soka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manatsoboka ao anaty ranon-doko mainty: Manoka lamba [1.1] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny manoka io |
Teny iditra (2/4) | 10 manokà |
Fototeny | 11 soka |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manoka |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Teny iditra (3/4) | 16 mañoka |
Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
18 manovo rano [Tambahoaka]
[1.78] |
Teny iditra (4/4) | 19 manoka |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
21 (de soka : action de tremper dans l'eau). Asteropeia micraster Hallier f. et Asteropeia rhopaloides (Baker) Baill. (Asteropeiaceae). Bon bois de construction. On fait généralement tremper les troncs longuement dans l'eau avant de les mettre en oeuvre. Le bois ainsi préparé résiste bien dans les constructions. [Bezanozano]
[1.196] |
Voambolana |
22 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 24 ankoma, komana, manako, mankao, manoka, manokà, mañoka, mokàna, ankoma, komana, manako, mankao, manoka, manokà, mañoka, mokàna, ankoma, komana, manako, mankao, manoka, manokà, mañoka, mokàna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |