Teny iditra (1/6) | 1 manomba |
Fototeny | 2 omba |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandrakotra misakobona amin' ny lamba na ny elatra: Manomba ny zanany na reniakoho Miaro: Manomba antsika ny fitahian' Andriamanitra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to cover, to wrap; in the provinces it means to strip off a person's clothes, or to insult by indecent language. 6 [1.7] to cover, to protect |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] couvrir; protéger |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 12 mambomba |
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/6) | 14 mañomba |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.78] [Bara]
manampy, mifanampy samy matanjaka |
Teny iditra (3/6) | 17 mañomba |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Tambahoaka]
mandoa |
Teny iditra (4/6) | 20 manombà |
Fototeny | 21 omba |
Sokajin-teny | 22 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manomba [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.1] |
Teny iditra (5/6) | 24 Manomba |
Singan-teny | 25 manomba |
Sokajin-teny | 26 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
27 Haitoetany: tanàna |
Teny iditra (6/6) | 28 Manomba |
Sokajin-teny | 29 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
30 [1.11] petit fleuve de la sous-préfecture de Maintirano ... Il reçoit sur sa rive droite la Marifilaly |
Voambolana |
31 Haitoetany: renirano, farihy |
Fivaditsoratra | 32 anombam, mañambo, manomba, mañomba, manombà, Manomba, naombam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |