Teny iditra manome voninahitra (ome, vony, ahitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manolotra haja sy fankasitrahana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay rendre les honneurs [Boiteau 1997]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31