Teny iditra (1/2) | 1 manominda |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manapa-tenda: Matokia manominda fa izaho eto hitana ny tongony |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#626] couper la gorge |
Ohatra |
5 [2.996#29.022.013] manominda omby ny olona, mamono ondry, mivoky hena sy misotro divay, manao hoe: Aoka hihinana sy hisotro isika, fa ho faty ihany rahampitso. |
Fototeny | 6 sominda |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 11 manasominda |
Teny iditra (2/2) | 12 manomindà |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manominda [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3#626] |
Fototeny | 16 sominda |
Fivaditsoratra | 17 anomindam, manominda, manomindà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |