Teny iditra manominda (sominda (sinda))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manapa-tenda: Matokia manominda fa izaho eto hitana ny tongony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Couper la gorge [1.3]
Ohatra manominda omby ny olona, mamono ondry, mivoky hena sy misotro divay, manao hoe: Aoka hihinana sy hisotro isika, fa ho faty ihany rahampitso. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manominda
Ny lasa : nanominda
Ny hoavy : hanominda
Filaza mandidy : manomin
Tsipelina hafa 

Teny iditra manomindà (sominda (sinda))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manominda [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20