|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  manondrana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  ondrana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mandefa olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na amin' ny sambo: Manondrana entana antaonina maro isan' andro ny ao Toamasina
9  [1.13] mandefa entana any ivelan'ny firenena
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.2#463] to put goods on board.
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3#466] embarquer quelqu'un ou quelque chose
12  [1.13] exporter
Ohatra  13  [2.366] Kanefa raha tonga hateloana ny sambony ka tsy mizaha ny basy ny manamboninahitra, dia manondrana izy.

Teny iditra (2/4)14  manondrana
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  16  ondrana
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1] Mihetsika hadalana: Manondrana indray Ikoto atsy avaratra
Manambady olon-tsy heny ka tsy nalam-paditra
Fanazavàna teny anglisy  19  [1.2#463] to show foolishness, to act the fool
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.3#466] être imbécile, faire le fou
commetre l'inceste, comme des cousins germains qui se marient sans dispense
Ohatra  21  [2.69] fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritre-ritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady;

Teny iditra (3/4)22  manondràna
Sokajin-teny  23  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manondrana [Fitanisana]
Fototeny  24  ondrana

Teny iditra (4/4)25  manondràna
Sokajin-teny  26  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manondrana [Fitanisana]
Fototeny  27  ondrana
Fanazavàna teny malagasy  28  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  29  [1.3#466] fais l'imbécile!

Fivaditsoratra  30  amondranan, anamondran, anandronam, anondranam, manañandro, manandrona, manandròna, manondrana, manondràna, namondrana, nanamondra, nanandroam

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10