|
|
|
|

Teny iditra1  manongika
Fototeny  2  tongika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mampitohitohy, mamoritra, mitohy: Manongika valala
5  Mandrisika hanao ratsy [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05