Teny iditra manongilana (tongilana (hilana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampirona, mampiraika: Manongilana ny siny
¶ Manondrika: Manongitana ny loha [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manongilana
nanongilana
hanongilana
manongina
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Manongilana ny sofiny izy, nefa tsy mihaino. [Baiboly: 29:042:020/Isaia 42:20..]

Teny iditra manongilàna (tongilana (hilana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manongilana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/16