|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  manorana
Fototeny  2 torana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary; tsy mampandre maharary [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/5) 9  manorana
Fototeny  10 orana
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 [mañoraña] [Tanala] avy orana, manorana [1.78]
13 misy orana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 [Provincial] to rain [1.2]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
Tovy hevitra  18 morana

Teny iditra (3/5) 19  manorana
Fototeny  20 orana
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  22 Mamotsy, manadio (firava-bolamena na volafotsy) [1.1]
Haiendriteny 
23  Ny ankehitriny :
24  Ny lasa :
25  Ny hoavy :
26  Filaza mandidy :

Teny iditra (4/5) 27  manoràna
Fototeny  28 torana
Sokajin-teny  29  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manorana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra (5/5) 30  manoràna
Fototeny  31 orana
Sokajin-teny  32  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manorana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  33 manarona, manaròna, manoràna, manorana

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07