Teny iditra | maotona | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy tia pelipelika na jejo fa mipetrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazavavy maotona Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotona dia maotona izany andro izany [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Modeste, réservé, paisible, calme [1.3] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | maotina | ||||||
Fivaditsoratra | amotano, antomoa, manotoa, maotona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |