|
|
|
|

Teny iditra1  marary
Fototeny  2  rary
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Voan' ny aretina, tsy salama, tsy metimety: Marary ny kibony
Mijaly: Marary ny foko
Madisadisa, malazolazo, somazotsazoka, mavozovozo, marisarisa, manetsetra, mangorangorana, mafanafana, marimaritra, marikoditra, mitsangambolo, mangovitra, mihararetra, mihovihovy, manarandefona, mipararetra, manavy, mantsafofoka, mangovihovy, mangorintsina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] ill
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] malade
Ohatra  7  Ireo no mitsabo ny marary na maratra [2.472]
8  Aoka izay, anaka, sao marary eo ianao [2.470]
9  marary anie aho ka marary / marary ato an-kilako ato [2.131#214]
10  Narary izy (Il était malade) [1.20]
11  Mody narary ka nampiantso mpisikidy [1.508]
12  mety halemy be ilay olona ary harary [2.424#131]
Voambolana  13  Fahasalamana
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Ohabolana  35  Ohabolana misy io teny marary io

Fivaditsoratra  36  marary, marira, mirara

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21