|
|
|
|

Teny iditra1  maridrefy
Singan-teny  2  marika, refy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Filazana habe na halavan-javatra amin' ny tsipika ampahafolo na ampahazato na ampaharivo...n' ny tena habeny; ohatra: amin' ny sarintany vita mandrefy 1/250.000, ny halavana 1sm dia 1sm / 260.000 sm na 2500 m, na 2,5 km amin' ny tena izy; valandotra
5  [1.13] (mari-drefy) mpanohatra ny refin-jeva an-tsary sy refin-jeva tena izy
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] (mari-drefy) échelle d'un plan ou d'une carte
Voambolana  7  Matematika: rafitsary
Tovy hevitra  8  valandotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10