Teny iditra marihina (marika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay Qu'on marque, qu'on mesure [1.3]
Ohatra Tsara ho marihina fa misy foana ny tratra aoriana tamin' izany fiovaovana rehetra izany, ary ireny dia mividy ny havotsany tamin' ireo mpanararaotra andavanandro. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : marihina, marihiko, marihinao, marihiny, marihintsika, marihinay, marihinareo, marihin', marihin-, marihim-, marihi-
Ny lasa : narihina, narihiko, narihinao, narihiny, narihintsika, narihinay, narihinareo, narihin', narihin-, narihim-, narihi-
Ny hoavy : harihina, harihiko, harihinao, harihiny, harihintsika, harihinay, harihinareo, harihin', harihin-, harihim-, harihi-
Filaza mandidy : mariho
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20