|
|
|
|

Teny iditra1  mariho
Fototeny  2  marika
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana marihina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#434]
Ohatra  5  [2.424#29] mariho ny fihetsiny sy ny fomba fitomaniny
6  [2.285#322] mariho ny fifanoherana asehon' ny mpanoratra eto
7  [2.313#48] mariho ny hatsaran'ny sarin-teny ampiasain'ny poety

Fivaditsoratra  8  ahorim, arohim, hamori, hamory, haorim, haroim, hioram, hoarim, mahory, mariho, miharo, oharim, roahim

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21