|
|
|
|

Teny iditra1  marihina
Fototeny  2  marika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] qu'on marque, qu'on mesure
Ohatra  5  Tsara ho marihina fa misy foana ny tratra aoriana tamin' izany fiovaovana rehetra izany, ary ireny dia mividy ny havotsany tamin' ireo mpanararaotra andavanandro. [2.472]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  amihiran, hamarini, hamariny, hamirany, haniriam, himirana, marihina, mirihana, namihira, nihariam, niraiham

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21