|
|
|
|

Teny iditra1  marin-tampona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  [2.472] Havoana ihany Analatelo, saingy malalaka sy somary marin-tampona.
4  [2.996] torak'izany koa Neftali eo amin'ny havoany marin-tampona.
Singan-teny  5  marina, tampona
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny marin-tampona io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07