|
|
|
|

Teny iditra1  marotanana
Sokajin-teny  2  anarana
Singan-teny  3  maro, tanana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Bibikely sahala amin' ny trambo
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.19] [Tankarana] espèce d'araignée.
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  7  fangarompaty, fangarompohy
Teny nalaina  8  Soratra misy io teny marotanana io

Fivaditsoratra  9  anatamoran, marotanana, namatorana, nanaratoam, nanatamora, noramatana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29