|
|
|
|

Teny iditra1  Marovatana
Singan-teny  2  maro, vatana
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.11] l'un des six territoires de l'Imerina du temps d'Andrianampoinimerina, situé au nord d'Ambodirano et au nord-ouest de Tananarive, contigu au territoire du Vonizongo au nord. Le chef-lieu du Marovatana est la ville d'Ambohidratrimo, à 15 km de la capitale, connue depuis Andrianampoinimerina, l'un des fils d'Andriamasinavalona à qui il légua la seigneurie du Marovatana.
Voambolana  5  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  6  imerinaenintoko, avaradrano, vakinisisaony, ambodirano, vonizongo, vakinankaratra

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/24