Teny iditra | masim-bava | |
Singan-teny | masina ; vava | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona maminavina zavatra ka matetika tanteraka izay lazainy [1.1] | |
Ohatra | Vitan' olona mafilahy mana-tsaina atahorana raha manao firavava fa masimbava.
[1.381] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |