Teny iditra | 1 masinaty |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Misy fofona miverina avy any amin' ny vavony, toy ny maimbo rezatra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.54] avoir des renvois d'estomac |
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Mpanahaka | 6 dimpoana, fenofeno, maivivy, maloiloy, manamonaina, mihoaka, misalebolebo, misalembona, misalobona, misolebileby, salontsolonina, salosonina, tahandoa |
Fivaditsoratra | 7 amitsian, anitsiam, atsimina, itanisam, manitsia, masinaty, maty sina, mitanisa, mitanisà, mitsiaña, namitsia, samainty, tanisaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |