Teny iditra | 1 masin-kataka |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] tanteraka ny fivavahana sy ny hataka ataony |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] dont les prières, les demandes sont efficaces |
Singan-teny | 5 masina, hataka |
Tovy hevitra | 6 masim-bavaka |
Fivaditsoratra | 7 amakantsika, masin-kataka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |