|
|
|
|

Teny iditra1  matevina
Fototeny  2  tevina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Lehibe ny indrakeliny: Boky matevina ~ Akanjo matevina
Mifanizina, mikitroka mikirindro: Ala matevina ~ Matevina izany zavona izany
Marihitra: Matevina izany ranom-bary izany
Manankarena, tremalahy: Ireny olona matevina
5  [1.13] tsipika na soratra matavitavy
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] épais; gras
7  [1.196] fourré
Ohatra  8  Tao aoriana ny poketrany, ary natevina [2.4#57]
9  Na taiza na taiza dia samy natevina sy maro karazana ny fandraisana anjara [4.27]
10  zavatra henjana, matevina, mitarehim-baoritra, tsy misy mason-tenony intsony. [2.472]
11  Ilay volony tsy nitsaha-nihintsana teo ho eo aza, dia endre, naniry ho azy ka azo atao tanana ivoho matevina tsara. [2.470]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny matevina io

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21