|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  matoa
Singan-teny  2  ma, toa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza ny zokiny indrindra amin' ny zanaka (soratana miaraka amin' ny anarana lazainy toetra io teny io): Rasoa no vavimatoa aminay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  aîné [1.54]
Voambolana  6  Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)8  matoa
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10  Raha toa, ny antony naha-...: Matoa very ny omby, tsy tsara ny hidin' ny fahitra [1.1]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny matoa io

Fivaditsoratra  12  amato, amota, atôma, maota, matoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27