|
|
|
|

Teny iditra1  matoantenin' ny mpanao
Singan-teny  2  matoanteny, mpanao
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Haiteny
Fanazavàna teny malagasy  5  Raha ny olona na zavatra manao ny asa no atao teny lazaina, dia atao hoe "matoantenin' ny mpanao" no anaran' ny matoanteny. Ohatra: milalao ny ankizy ; mampirehitra afo Isambilo [1.146#75]
Fanazavàna teny anglisy  6  active verb [1.26#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11