|
|
|
|

Teny iditra1  maty amboa
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny olona notsaraina fahagola tamin' ny fampinomana, saingy tsy ny tena no nampisotroina tangena fa amboa izay natao solon' ny tena; koa raha maty na resy io amboa io dia resy ilay olona, ary raha velona ilay amboa dia velona ilay olona
Singan-teny  4  maty, amboa
Tovy hevitra  5  resy amboa, velona amboa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10