Teny iditra velona amboa (velona, amboa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy  maty amboa; enti-milaza ny olona tsy maty ny amboa natao solony tamin' ny fampinomana ka naman' ny naharesy ihany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy proved innocent by the tangena ordeal. [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra maty amboa ~ resy amboa

2012/04/23