|
|
|
|

Teny iditra1  mavany
Fototeny  2  vany
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Sihanaka] masiaka, henjana
5  [1.1] Olon-doza sy masiaka ary ratsy saina ka tsy misalasala hamono, mahavanon-doza: Aza sendra izay olona mavany ihany: ny loza azo, ny baraka afaka
Mpanao hasomparana, mpila sotasota sady tsy matahotra no tsy menatra ny bila sotasota: Tsy ela dia lasana ihany -- ' lay rahona kely mavany -- ka volana roa mibaliaka -- no hitako samy sariaka (Jean Narivony)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#810] hardi, qui ose tout, fort
Tovy hevitra  7  mavanivany
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra  9  anivam, manavy, mañavy, maniva, mañiva, mavany, mavina, mivaña, naivam, namavy, niavam

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/10