Teny iditra may volon-kelika
Singan-teny may ; volo ; helika
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika [1.1]
Tovy hevitra may volon' orona ~ may volon-tratra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18