|
|
|
|

Teny iditra1  may volon-kelika
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika [1.1]
Tovy hevitra  4  may volon' orona, may volon-tratra
Singan-teny  5  may, volo, helika

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18