Teny iditra mbomba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Asa ataon' ny reny manarona ny zanany amin' ny sandriny -- na ny renakoho amin' ny elany -- ka mamihina azy ao toy ny miaro azy na manafana azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de couvrir, d’envelopper
Fig. action de protéger [1.3]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31